Teny iditra manatanina (tanina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manatodika amin' ny afo, amin' ny masoandro [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatanina
Ny lasa : nanatanina
Ny hoavy : hanatanina

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05