Teny iditra manasavily (savily)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manakivilivily
Manolaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manasavily
Ny lasa : nanasavily
Ny hoavy : hanasavily
Filaza mandidy : manasavilia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05