Teny iditra manasamboritra (samboritra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manodidina lamba ny valahana mafy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manasamboritra
Ny lasa : nanasamboritra
Ny hoavy : hanasamboritra
Filaza mandidy : manasamborita

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05