Teny iditra 1/2 manasaka (sasaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mizara roa mitovy tsara: Tsy haiko ny manasaka ity voatavo ity
Eo am-povoany tsara: Manasaka tsara ny tanàna ny tsena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Partager en deux parties égales; être au milieu d'un objet, comme un point. Tsy mahay manasaka mananasy ity ilay adala ity: cet imbécile ne sait pas partager un ananas en deux parties égales. Manasaka tsara ny latabatra io fitsipika io: cette ligne est juste au milieu de la table [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manasaka
Ny lasa : nanasaka
Ny hoavy : hanasaka
Filaza mandidy : manasaha

Teny iditra 2/2 mañasaka (asaha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Manompa [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20