Teny iditra manaporetsika (poretsika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahabe fotaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Rendre boueux [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manaporetsika
Ny lasa : nanaporetsika
Ny hoavy : hanaporetsika
Filaza mandidy : manaporetseha

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/09