Teny iditra manapiritika (piritika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampipitika fotaka, mandefa zavatra mifantsitsitra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manapiritika
Ny lasa : nanapiritika
Ny hoavy : hanapiritika
Filaza mandidy : manapiritiha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05