Teny iditra manapindy (pindy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manapitika amin' ny fanondro, manatsipindy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manapindy
Ny lasa : nanapindy
Ny hoavy : hanapindy
Filaza mandidy : manapindia

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05