Teny iditra manapelapelatra (pelapelatra (pelatra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manisy tehamaina, mamely amin' ny zavatra fisapisaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manapelapelatra
Ny lasa : nanapelapelatra
Ny hoavy : hanapelapelatra
Filaza mandidy : manapelapelara
Tovy hevitra mamelapelatra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31