Teny iditra manao tsidi-pahitra
Singan-teny manao ; tsidi-pahitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mamangy miserana kely toa alasafay fotsiny; manao tsirambina ny asa na raharaha atao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To peep at, but not to join in what is going on. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20