Teny iditra manao haingo ambony tsikoko
Singan-teny manao ; haingo ambony tsikoko
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ireo miraratra ivelany nefa voretra sy maloto any anatiny ka tonga tsy misy hasiny ny tenany sy ny hasoan' ny fitafiana anaovany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20