Teny iditra |
manao fe manao
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Zara raha manao, manao tsy zarizary. (Tsara homarihina fa ity teny itỳ dia mifanohitra amin' ilay teny hoe: "dia", izay mitovy fampiasa indrindra aminy fa ny heviny kosa mifanohitra amin' ny azy: Manao dia manao: tena manao marina tokoa) [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To just do something, to do something without care or zeal [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Faire à peu près, par manière d’acquit [1.3]
|
| Faire une chose comme-ci comme-çà [1.8]
|
Tohi-kevitra |
Teny fotony | manao,
fe |
|