Teny iditra mañantso
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka, Tambahoaka] Miantso [1.78]
  [Tanala] Miantso, mihaika: Manantsoantso ñy (voaporitre) na repotre, mitoreo ñy manarary (miantsoantso ny tery, mitaraina ny maharary) [1.78]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31