Teny iditra | manantsasaka (antsasaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mamela hipetraka elaela mba hamorivory, hiketriketrika [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To ripen fruit, etc., by artificial means. [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Faire mûrir par la fermentation. [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |