Teny iditra | mananonanona (anonanona (anona)) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza toetra tsy tsara tsy ratsy fa eo ho eo: Manao ahoana ny marary izay? -- Mananonanona ao izy ~ Mananonanona be ihany itỳ politika itỳ ka aoka aloha hahemotra ny resatsika [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |