Teny iditra manamotaka (motaka (fotaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao izay hahalemy mohaka, manorotoro [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manamotaka
Ny lasa : nanamotaka
Ny hoavy : hanamotaka
Filaza mandidy : manamotaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20