Teny iditra |
manamby
(tamby)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manakarama: Nanamby ahy telopolo izy hanadio ny tokotany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To hire for wages [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Prendre à gages [1.8]
|
Ohatra | Ary hoy izy: raha tsy omeny izany manamby azy izany nefa ny karamany, iza no mba hitarainany?
[2.366]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manamby |
Ny lasa : |
nanamby |
Ny hoavy : |
hanamby |
Filaza mandidy : |
manambaza |
|
|
Teny iditra |
mañamby
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Miaro [1.78]
|
|