Teny iditra mañambiloña
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Mahasahy, sahy: Raha be ny mañambiloña fa ny mamoto draha ro sarotse (Betsaka ihany no mahasahy fa ny hitari-dàlana no sarotra)

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31