Teny iditra mañalotralotra
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Manalokaloka, manakotakona (jereo mañalotra): Voleo bonara ny tany kafe ba hañalotralotra anaje (voleo bonara (karazan-kazo) ny saha misy kafe voavoly mba hanalokalo azy) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31