Teny iditra manakanga (akanga)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampianatra ho fetsifetsy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Enseigner la rouerie, la friponnerie [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakanga
Ny lasa : nanakanga
Ny hoavy : hanakanga

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/04