Teny iditra manaitay (taitay)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandodona, manafafagana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manaitay
Ny lasa : nanaitay
Ny hoavy : hanaitay
Filaza mandidy : manaitàiza

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05