Teny iditra | manafoto | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Mahafaly] Mandevina fanafody amin'ny trano na zoron-trano [1.78] | |
Teny iditra | manafoto | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Mahafaly] Mamosavy [1.78] | |
Fivaditsoratra | manafoto, manotofa, tafomona |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |