Teny iditra | manafo (tafo) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mametraka na manisy tafo: Iza no nanafo ny tranonareo? [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To roof [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Mettre le toit [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | manafo | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano, Tambahoaka] Zatovo [1.78] | ||||||||
[Taimoro] Zatovo [1.1] | |||||||||
Fivaditsoratra | famaño, famona, fanamo, mafona, manafo, manofa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |