Teny iditra manafatrafatra (afatrafatra (afatra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] To speak forcibly, to declare earnestly [1.2]
Ohatra 
1Dia manafatrafatra azy mba hijerijery an-dRamatoa araka izay azony atao, indrindra amin' izao fahoriana mangidy izay mihatra aminy izao. [2.357]
2Nony tapitra ny fotoana, sady manala ny akanjo fotsiny sy ny misolo amin' ilay tsotra nentiny ity Silamolahy, no manafatrafatra azy mivady hoe: -"Aza matahotra ianareo" [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manafatrafatra
Ny lasa : nanafatrafatra
Ny hoavy : hanafatrafatra
Filaza mandidy : manafatrafara
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20