Teny iditra | mañadotse | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Manosotra tantely ny vavan-jaza vao teraka [1.78] | |
Teny iditra | mañadotse (hadotse) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny frantsay | [Vezo] Fouiller dans la bouche avec la main [1.68] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/08 |