Teny iditra manadodibika (dodibika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manangona, mampiavosa, mampivangongo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manadodibika
Ny lasa : nanadodibika
Ny hoavy : hanadodibika
Filaza mandidy : manadodibiha

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/08