Teny iditra manadino (hadino)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tsy mahatsiaro: Rehefa faly, mora ny manadino ny lasa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To forget [1.2, 1.7]
 To neglect [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Oublier [1.3, 1.8]
 Ne pas se souvenir, pardonner [1.3]
Ohatra 
1Ny ankizy ankehitriny koa tsy manadino. [1.369]
2Toroy izy raha manadino, anaro raha miha-fahafa. [2.245]
3Tia havana nefa saro-manadino ny ratsy hatao azy na dia tsy manao am-po aza. [1.381]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manadino
Ny lasa : nanadino
Ny hoavy : hanadino
Filaza mandidy : manadinoa, manadinova
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11