Teny iditra manaborosy (borosy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamaoka na manadio amin' ny borosy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To brush [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Brosser [1.3, 1.8]
 Cirer, étriller, couvrir d'un enduit [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manaborosy
Ny lasa : nanaborosy
Ny hoavy : hanaborosy
Filaza mandidy : manaborosia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20