Teny iditra manabobobobo (bobobobo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manitrika (tavoahangy) hakana rano ao anaty rano
Mampaneno mibobobobobo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manabobobobo
Ny lasa : nanabobobobo
Ny hoavy : hanabobobobo
Filaza mandidy : manaboboboboa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05