Teny iditra | manabetsaka (betsaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mampitombo isa zavatra mba hahatonga azy ho be dia be [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To make to increase, to cause to become many [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Augmenter le nombre, rendre nombreux [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |