Teny iditra mampiova (ova)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Fa nampiova zavatra indray ity fahitako azy niakatra sy narahin' ny namany ity. [2.4]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampiova, mampiovan', mampiovan-, mampiovam-
Ny lasa : nampiova, nampiovan', nampiovan-, nampiovam-
Ny hoavy : hampiova, hampiovan', hampiovan-, hampiovam-
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31