Teny iditra mampihinana (hinana (hana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Ny fampihinana io maloto io dia heverina fa fanompana satria fanambaniana olona, mampihinana zavatra tsy fihinana [1.519]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampihinana, mampihinan-, mampihinam-, mampihina-
Ny lasa : nampihinana, nampihinan-, nampihinam-, nampihina-
Ny hoavy : hampihinana, hampihinan-, hampihinam-, hampihina-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20