Teny iditra | mampihaodihaody (haodihaody (haody)) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mahatonga hamangivangy [2.313] | ||||||
Ohatra | Haody mena masoandro, ry aviavy an-tampon' Imanga, /
Tsinjovina maitso manga, /
tomarotaroka mavamavana, /
mampihaodihaody ny manin-kavana!
[1.260] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |