Teny iditra mampifanolana (tolana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay Entrelacer [1.4, 1.66]
Ohatra Momba ireo kandidà mampifanolana, Andry Rajoelina, Lalao Ravalomanana ary Didier Ratsiraka, aoka izy haneho ny maha olom-pirenena tia tanindrazana azy ka hanaiky fa, na dia nankatoavin' ny CES aza ny filatsahany hofidiana dia nahitana zavatra tsy miady teo anatrehan' ny lalàna sy ny toky nomeny ampahibemaso. [4.27]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampifanolana, mampifanolan-, mampifanolam-, mampifanola-
Ny lasa : nampifanolana, nampifanolan-, nampifanolam-, nampifanola-
Ny hoavy : hampifanolana, hampifanolan-, hampifanolam-, hampifanola-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31