Teny iditra | mampifamatotra (fatotra) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||
Ohatra | ny velirano niarahana, ny fanompoana itoviana, izany no "kofehy mando" mampifamatotra ny tsirairay amin'ny mpiara-monina aminy sy amin'ny Andriamanjaka
[2.508] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |