Teny iditra mampandoro (doro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Zahao koa ilay nanantsafan-dRanavalona fahatelo ny manamboninahitra raha hamoaka didy hampandoro ny sampy izy: [2.298]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampandoro, mampandoron', mampandoron-, mampandorom-
Ny lasa : nampandoro, nampandoron', nampandoron-, nampandorom-
Ny hoavy : hampandoro, hampandoron', hampandoron-, hampandorom-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20