Teny iditra mampamangy (vangy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampitondra famangiana olona noho ny tsy fahafahan' ny tena mankany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Envoyer des compliments [1.3]
Ohatra 
1tonga eto amin'ny taninao ny ira-dRanavalomanjaka, koa milaza aminao ny fahatongavana, dia mampamangy anao. [2.366]
2Ny Kristiana rehetra eto Madagaskara dia mampamangy anareo rehetra izay eo aminy Kraistra, fa ao aminy ny mpihavana, fa dia mifanalavitra aza, dia tafatambatra ho iray. [2.649]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampamangy
Ny lasa : nampamangy
Ny hoavy : hampamangy
Filaza mandidy : mampamangia

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/04