Teny iditra mampahia (hia)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahatonga ho mahia: Mampahia tena izy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampahia
Ny lasa : nampahia
Ny hoavy : hampahia
Tovy hevitra mankahia

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20