Teny iditra mamotitra (fotitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mametraka zavatra mivadika, mampifamadika: Misy maso lavitra mamo titra ny sarin' ny zavatra jerena aminy
Milaza olona roa izay olom-pady ho heny: Nahoana ity ianao no mamotitra anay mianadahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To invert
To curse, to vilify, to use opprobrious language. [1.2]
 To turn end for end [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Inverser [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamotitra
Ny lasa : namotitra
Ny hoavy : hamotitra
Filaza mandidy : mamotera

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20