Teny iditra mamorofotra (forofotra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Rakotra bontaimbontsina kely be dia be: Indray andro ihany dia nivoaka ny bonibonin' Ilita; namorofotra daholo ny kibony sy ny lamosiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Affected with scabies. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Atteint, couvert d'une éruption cutanée [1.3]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamorofotra
Ny lasa : namorofotra
Ny hoavy : hamorofotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20