Teny iditra mamono tena
Singan-teny mamono ; tena
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy 1) manao izay hahafaty ny tenany, manapitra ny ainy
2) ilazana ny olona tsy mihevitra izay mety hahafaty azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To commit suicide
To labour hard, to be indefatigable [1.2]
 To kill oneself [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Se suicider
Se donner beaucoup de peine, de tracas [1.3]
 Se donner la mort, se suicider [1.8]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13