Teny iditra mamono hira
Singan-teny mamono ; hira
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy manaraka ny tena hira fa mampidina ambany na mampakatra avo, ary dia simba ny hasoan' ny hira fa tsy aralia ny tena izy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Faire détonner, faire baisser la voix [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13