Teny iditra mamondro (fondro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] manofa [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] To hire or rent anything [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamondro
Ny lasa : namondro
Ny hoavy : hamondro
Filaza mandidy : mamondroa

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/06