Teny iditra mamolohontoña
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Mitera-tsetroka mitorajofo, setroka mibobobobo sy mipololotra: Misy tavy dia mamolohontoña iñ'eñe (misy ala voatevy mitera-tsetroka be irery) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31