Teny iditra |
mamofo
(fofo)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mifidy ho fofombady [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Same as mifofo
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Choisir pour fiancée [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mamofo |
Ny lasa : |
namofo |
Ny hoavy : |
hamofo |
Filaza mandidy : |
mamofoa |
|
|
Teny iditra |
mamofo
(fofo)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
Mandifotra, lalimbe [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
To cover over, as water covers the ground, to submerge To overrun a country, as an enemy does; to be general, as an epidemic; to be in excess, to be super-abundant [1.2]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mamofo |
Ny lasa : |
namofo |
Ny hoavy : |
hamofo |
Filaza mandidy : |
mamofoa |
|
|