Entrée mamingitra (vingitra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitondra zavatra amin' ny loha fanondro sy ny ankibe ka sisiny kely foana no itondràna azy
Mitovy hevitra: mamivitra [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mamingitra
namingitra
hamingitra
mamingita

Mis à jour le 2020/07/31