Teny iditra |
mamindro
(mindro)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mipetraka eo anoloan' ny afo mba hahazo hafanana; manafana tena eo akaikin' ny afo. [1.1]
|
| [Sihanaka]
Mitanina afo [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | To warm oneself at the fire [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Se chauffer au feu [1.8]
|
Ohatra |
1 | Hariva tsy mba mamindro;
[2.69]
|
2 | Raha mamindro lavitry ny afo mangatsiaka.
[2.346]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mamindro |
Ny lasa : |
namindro |
Ny hoavy : |
hamindro |
Filaza mandidy : |
mamindroa |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|