Teny iditra | mamindrafindra (findrafindra (findra)) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: mandia | |
Ohatra | Finaritra kosa ny ankizy mamindrafindra ny tongony amin' ny vato madinika sy ny tany malemy.
[2.470] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |