Teny iditra | mamiaka (piaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Manamangana, manimba [1.78] | ||||||||
[Tanosy] Mifiaka (fary) [1.78] | |||||||||
Manapaka, miaraka amin' ny feo kely heno: Mamiaka rantsankazo [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Same as mipiaka [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | manapiaka ~ mipiaka | ||||||||
Fivaditsoratra | mamaika, mamakia, mamiaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |