Teny iditra | mametraka (petraka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manao main' ny toerana anankiray: Mametraka boky eo ambony latabatra Manome (zavatra) mba hotehirizina, manome (vola) mba hiteraka: Mametra-bola amin' ny banky Manendry: Ny fanjakana no nametraka ahy eto Manala, manesotra, manongana: Ny Filoha no mametraka ny mpiasam-panjakana Mandefa, mandroaka, misaotra (vady): Antitra Rangahy vao nametraka ny vadiny [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To place, to seat, to put down, to make to perch; to lay, as in stonework, etc. [1.2] | ||||||||
To set, to place, to lay down [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Mettre, placer [1.8] | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |