Teny iditra | mamerovero (verovero (vero)) | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandrara-pofona manitra: Voninkazo mamerovero Malaza [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | être odoriférant [1.3, 1.196] | ||||||
, répandre une bonne odeur: Mamerovero ireo vonindraozy ireo (Ces roses répandent d’agréables parfums) Figuré: être célèbre [1.3] | |||||||
Répandre une odeur agréable Figuré: être célèbre, respecté [1.196] | |||||||
Ohatra |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mamerovero io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |